- Sabotsy 24 Mey 2014
Actualités.Sekoly INSPNMAD Hamondrona ny heriny
Hamondrona ny heriny hahatonga azy ho sekoly lehibe indrindra eto Madagasikara ny INSPNMAD.
Hamaky ny tohinyHamondrona ny heriny hahatonga azy ho sekoly lehibe indrindra eto Madagasikara ny INSPNMAD.
Hamaky ny tohinyHamaky ny tohiny
Natao sonia ny alakamisy 22 mey 2014 tao amin’ny efitra fandraisam-bahinin’ny Akademia Miaramila Antsirabe ireo taratasy fifanarahana eo amin’ity Sekoly fiofanana ho manamboninahitra miaramila ity sy ny Fakiolten’ny Teny aman-Tsoratra sy Siansan’ny maha Olona eo anivon’Oniversiten’Antananarivo ho fametrahana ny «Licence» momba ny «fiarovana» na «Sciences de la Défense», ho tohin'ny fampiharana ny fanavaozana ny fampianarana natomboka tamin’ny volana oktobra 2012.
Hamaky ny tohinyMitohy hatrany ny hetsika ataon’ny Polisim-pirenena amin’ny asa fampanarahana ny lalàna eto amin’ny tanànan’Antananarivo Renivohitra.
Hamaky ny tohiny“Roso ‘toy, tsa mipody koa”. Izay no azo ilazana ny fametrahana ilay rantsan’ny oniversiten’Antananarivo ao Vakinankaratra.
Hamaky ny tohinyNiaka-pofona sady gaga ireo mpandraharaha vahiny teratany srilankey sy pakistaney ary thailandey . . .
Hamaky ny tohiny