Actualités

Epicerie Voatafika Nanjifa ny vola 4 hetsy Ariary niampy entana maro


  • Sabotsy 24 Mey 2014


 Nitrangana fanafihan-jiolahy tao amin’ny Fokontany Tsimenatse Toliara afak’omaly alina. “Epicerie” iray no nisy namaky ka very tamin’izany ny vola efatra hetsy Ariary niampy entana maromaro zakan’ny olon-dratsy tao amin’ity toeram-pivarotana ity. Raha ny fanazavan’ny niharam-boina dia tsy naheno na inona na inona izy ireo tamin’io alina io. Na ny alika teo an-tokotany aza tsy nivovo. Mety nanao fonoka ody gasy ireo mpamaky trano. Marihina fa ity “Epicerie” ity dia afovoan-tanàna ary amin’ny efitra akaiky eo ihany no matory ny tompony, ka maraina vao samy gaga fa nanjifa ny vola sy ny entana sasany. Nahazo laka indray ny vaky trano sy ny halabotry tao Toliara tato ho ato.

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Sarivongan’ny
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Filoha Tsiranana

  • FIATREHANA
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

NY EL NINO

  • Trafika sokatra
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Vehivavy mpandraharahan'ny

  • KAOMININA
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

AMBOHIDRAPETO

  • Tahina Bonheur
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

Nohelohina 4 taona sazy mihatra,

  • KAOMININA AMPITATAFIKA
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

18% monja ireo mponina

Hijery ny tohiny
FTT