• Alatsinainy 26 Mey 2014
Actualités.Fandravana trano Lasa foto-dresaka Ankadimbahoaka

Anisan’ny vaovao lehibe tamin’ny herinandro lasa ny fandravana trano teny Ankadimbahoaka.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 24 Mey 2014
Actualités.Kaominina Ambohimandroso Ny 50%-n’ny ankizy no mandao ny sekoly

Nisy fiantraikiny ratsy teo amin’ny tontolon’ny fanabeazana tany Alaotra ny krizy dimy taona teto amin’ny firenentsika. Misongadina izany ao amin’ny Kaominina Ambohimandroso, araka ny nambaran’ny Ben’ny tanàna Randriamanjara Raymond.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 24 Mey 2014
Actualités.Me Rasamimaka Mahefalahy “Tsy mpandrava trano ny vadintany, fa mpampihatra didy ihany”

“Betsaka ny fanakianana anay vadintany amin’ny fandravana trano, na fandroahana olona amin’ny tanin’olona iray. Tsy mpandrava trano no asanay fa mpampihatra didim-pitsarana ihany”.

Hamaky ny tohiny
FTT