Actualités
- Talata 27 Mey 2014
Actualités.Oniversiten’i Mahajanga Potehin’ny fanjakana
Miverina indray ny fitakian’ny mpianatra ny fialan’ny filohan’ny Oniversite Mahajanga. Nivoaka ny faritry ny oniversite ka nidina an-dalambe teo Bazarikely Sotema izy ireo omaly maraina nandritra ny adiny roa hanaovany ilay fitakiana.
Hamaky ny tohiny