Actualités

Olga Vaomalala Nahatsiaro manokana ireo reny rava trano tetsy Ankadimbahoaka


  • Alatsinainy 26 Mey 2014


 Na dia tsy minisitra eo amin’ny fitondram-panjakana intsony aza ny tenako, hoy Rtoa Olga Vaomalala omaly tetsy Ankadimbahoaka misy an’ireo olona rava trano noho ny fifanolanana amin’ny Filatex dia mahatsiaro tena manana adidy amin’ny fanampiana ny mpiarabelona ny tenako  ka tonga mitondra sakafo ho azy ireo izahay mivady, hoy izy, ary niara-nihinana izany tamin’izy ireo mba ho mariky ny firaisan-tsaina sy firaisankina. Io tsy fisian’ny firaisankina io, hoy izy, no mahatonga ny vahiny hanivaiva antsika ka mahatonga azy hanao izao mihatra amin’ireto traboina ireto toy izao. Mampahery izahay mivady, hoy Rtoa Vaomalala, ary manao antso avo amin’ny mpitondra mahefa mba tena hijery akaiky anareo.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Sarivongan’ny
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Filoha Tsiranana

  • FIATREHANA
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

NY EL NINO

  • Trafika sokatra
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Vehivavy mpandraharahan'ny

  • KAOMININA
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

AMBOHIDRAPETO

  • Tahina Bonheur
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

Nohelohina 4 taona sazy mihatra,

  • KAOMININA AMPITATAFIKA
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

18% monja ireo mponina

Hijery ny tohiny
FTT