• Talata 27 Mey 2014
Actualités.Fetin’ny reny tao Toliara Kere ‘ty ndaty, nangingina ny tamin’ity taona ity

«Kere ‘ty ndaty». Nisy akony sy fiantraikany tamin’ny fanamarihana ny fetin’ny reny ny alahady teo, ny krizin’ny hasarotam-piainana misy amin’izao.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 27 Mey 2014
Actualités.Clean air day IV” Hankalazaina miaraka amin’ny Andron’ny tontolo iainana

Miditra amin’ny andiany fahefatra ankehitriny ny hetsika “Clean Air Day” na “Andron’ny rivotra madio”, izay fanaon’ny Kaominina ambonivohitra Antsirabe.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 27 Mey 2014
Actualités.Fiaran’ny manampahefana Be no manararao-pahefana

Maro no sosotra sy sorena manoloana ny fanararaotam-pahefana ataon’ireo fiarana manampahefana sasany eto amintsika eny an-dalambe eny.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 27 Mey 2014
Actualités.Orinasa Airtel Nahatsiaro ireo reny tera-bao

Nahatsiaro manokana ireo renim-pianakaviana ny orinasa Airtel Madagascar tao Vakinankaratra nandritra ny fetin’ny reny teo.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 27 Mey 2014
Actualités.Kaominina Ampitatafika Fanampiana avy tamin'ny minisitera no nahavitana ny lalana

Nitondra fanazavana manokana mikasika ny fahavitan'ny asa fanamboaran-dalana anatina Fokontany maromaro ao amin'ny Kaominina iadidiany ny Ben'ny tanànan'Ampitatafika, Distrikan’Atsimondrano, Rado Ramparaoelina.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 27 Mey 2014
Actualités.Toeram-pitsaboana OMSI Toamasina Fito taona tsy nisy fivoriamben’ny mpikambana

Miteraka ahiahy amin’ireo mpikamban’ny OMSI (Organisation Medico Sociale Inter Professionnelle) na toeram-pitsaboana ho an’ny mpiasan’ny orinasa tsy miankina ao Toamasina, ny tsy fisian’ny fivoriam-ben’ny mpikambana tao anatin’ny fito taona.

Hamaky ny tohiny
FTT