Actualités
- Alarobia 28 Mey 2014
Actualités.Polisy “jiolahy” Telo voasambotry ny zandary omaly
Nisy polisy nefa “jiolahy” telo voasambotry ny zandary Soanierana Ivongo omaly
Hamaky ny tohinyNisy polisy nefa “jiolahy” telo voasambotry ny zandary Soanierana Ivongo omaly
Hamaky ny tohinyHamaky ny tohiny
Mivoatra ny raharaha manodidina ireo basy miisa 360 sy bala 4.000 mahery tratra saika hampidirina an-tsokosoko tao amin’ny seranan-tsambon’i Toamasina ny herinandro lasa teo.
Hamaky ny tohinyHamaky ny tohiny
Hamaky ny tohiny
Olona 6 nahitana ramatoabe iray sy ankizy avy nianatra sy mpanao “taxi-phone” ary olon-tsotra hafa no voatery naiditra hopitaly teny amin’ny HJRA Ampefiloha omaly manodidina ny tamin’ny 3 ora tolakandro satria dia notsindromina tovolahy iray antsy teny an-tanany avokoa.
Hamaky ny tohiny