• Zoma 30 Mey 2014
Actualités.Fifaninanana soratononina Malagasy no 2 voalohany erantany

Tena mahay ny Malagasy ary voaporofo izany tamin’ny dingan’ny fifanintsanana tamin’ny fifaninanana teny frantsay «Les timbrés de l’orthographe».

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 30 Mey 2014
Actualités.Sida ao Boeny Mpiasa 37 no efa matiny

Vao nolaniana teny anivon’ny Antenimieram-pirenena ny volana marsa lasa teo ny politikam-pirenena entina miady amin’ny Sida eny anivon’ny toeram-piasana.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 30 Mey 2014
Actualités.Zandary nalefa tany Besakoa Tsy nisambotra dahalo fa namono ny vahoaka ?

Tsy nanao ilay “opération coup d’arrêt” no anton-dian’ireo zandary nalefan’ny fitondram-panjakana tany Besakoa, Distrikan’Amboasary Atsimo ny 19 mey lasa teo fa namono sy nampijaly ny vahoaka, hoy ny fitarainan’ny mponina any an-toerana.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 30 Mey 2014
Actualités.Mahajanga Nitokona ireo mpitondra Bajaj, mitaky ny fampitombona ny ora fiasana

Nitokona teny amin’ny «Bord de la mer» ireo mpitondra Bajaj rehetra tao Mahajanga ny talata maraina teo. Ny fampitombona ny ora fiasana sy ny fanavoazana ny «cahier des charges» no isan’ny takian’ireo mpitondra Bajaj ireo.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 30 Mey 2014
Actualités.Olivier Randrianarison Nanolotra efitranon-tsekoly ho an’ny EPP Vohitrarivo

Mitohy hatrany ny ezaka fanohanana ny fampianarana ataon’Atoa Randrianarison Olivier, Lefitra voalohan’ny Delegasiona manokan’ny Kaominin’Antsirabe.

Hamaky ny tohiny
FTT