• Alarobia 04 Jona 2014
Actualités.ENS Ampefiloha Niverina nitokona ny mpianatra

Nivoaka ny faritry ny sekoly ny mpianatry ny Ecole Normale Supérieure Ampefiloha omaly.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 04 Jona 2014
Actualités.“Cantine scolaire” mendrika Sekoly 1247 no mifaninana

Raikitra indray ny fifaninanana “cantine scolaire” maodely andiany faha-3.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 03 Jona 2014
Actualités.Mahajanga Olona roa matin’ny “ve-tsin”

Dimy no narary mafy ny alahady 01 jona lasa teo noho ny fihinana vokatra simika, miendrika sira nefa toa “ve-tsin”. Roa tamin’izy ireo no tsy tàna ny ainy tao Mangatokana, Fokontany Antanimalandy, Kaomina Mahajanga.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 03 Jona 2014
Actualités.Raharaha Ankadimbahoaka Niala tamin’ny fahanginany ny Filatex

Niala tamin’ny fahanginany ny orinasa Filatex taorian’ny resabe taorian’ny fandravana trano teny Ankadimbahoaka tapabolana lasa izay, ao amin’ilay antsoina hoe «Sitara Ankadimbahoaka».

Hamaky ny tohiny
  • Talata 03 Jona 2014
Actualités.Fandorana olona tao Bemaha Efa miriaria any ireo dahalo, mihorohoro ireo fianakavian’ny maty

Valaketraka tanteraka indray ireo fianakavian’ny maty tamin’ilay raharaha fanafihan-dahalo narahina doro trano nahafatesana olona ny alin’ny sabotsy 13 oktobra 2012, tao amin’iny Fokontany Fisaorana, Kaominina Bemaha-Betafo.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 03 Jona 2014
Actualités.Trangam-piainana Vazaha nanery ny vadiny hivaro-tena

Misy raha «La terre» ary kere hono ty ndaty ka mila dralà malaky ! Izany angamba no azo hamehezana ity trangam-piaraha-monina hafakely iray ity.

Hamaky ny tohiny
FTT