Actualités

ENS Ampefiloha Niverina nitokona ny mpianatra


  • Alarobia 04 Jona 2014

Nivoaka ny faritry ny sekoly ny mpianatry ny Ecole Normale Supérieure Ampefiloha omaly.

 Mitaky ny hamerenana amin’ny ENS ny trano lehibe nindramin’ny ministeran’ny fanatanjahantena nampiantranoana ireo atleta nandritra ny lalaon’ny Nosy tamin’ny 2007 ireo mpianatra, mba hipetrahan’izy ireo satria betsaka no tsy manan-trano. Takian’izy ireo ihany koa ny hamerenana ny “pré-salaire”. Milaza ny hanohy hatrany ny fitokonana izy ireo mandra-pisy vahaolana mazava. Tonga teny ny EMMO-REG nanao andrimaso sao misy fihoaram-pefy. Rahampitso no fantatra fa hisy fandinihan’ireo ministera voakasik’ity raharaha ity, hikaroham-bahaolana.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Sarivongan’ny
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Filoha Tsiranana

  • FIATREHANA
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

NY EL NINO

  • Trafika sokatra
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Vehivavy mpandraharahan'ny

  • KAOMININA
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

AMBOHIDRAPETO

  • Tahina Bonheur
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

Nohelohina 4 taona sazy mihatra,

  • KAOMININA AMPITATAFIKA
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

18% monja ireo mponina

Hijery ny tohiny
FTT