Actualités

Trangam-piainana Vazaha nanery ny vadiny hivaro-tena


  • Talata 03 Jona 2014

Misy raha «La terre» ary kere hono ty ndaty ka mila dralà malaky ! Izany angamba no azo hamehezana ity trangam-piaraha-monina hafakely iray ity.

 Vazaha iray nahazoazo taona monina ao Toliara hatramin’ny taona 2008 no voalaza fa banky ropitra ankehitriny ka manery ny vadiny hivarotena. Malaza ratsy tamin’ny fanenjehana sipakely sy tovovavy bikana ity teratany vahiny ity, ka lany tapitra namidiny nampirevena ireo anjampelà niaraka taminy ny fananany. Sahirana ara-bola izy efa-mianaka amin’izao ka ny hany fomba tsotra sy vahaolana mahomby hitan’ity vazaha ity hahitam-bola haingana hiveloman’izy ireo dia ny fanerena an-dramatoa vadiny hivaro-tena amin’olona ambony sy manan-katao. Nandà izany anefa ity farany, satria mba menatra olona ihany, ka rafitra ny ady teo amin’izy mivady. Ny rindrina ihany koa manan-tsofina ka vaky ambatolampy ny nafenina, hoy ny loharanom-baovao.

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Sarivongan’ny
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Filoha Tsiranana

  • FIATREHANA
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

NY EL NINO

  • Trafika sokatra
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Vehivavy mpandraharahan'ny

  • KAOMININA
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

AMBOHIDRAPETO

  • Tahina Bonheur
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

Nohelohina 4 taona sazy mihatra,

  • KAOMININA AMPITATAFIKA
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

18% monja ireo mponina

Hijery ny tohiny
FTT