• Alakamisy 05 Jona 2014
Andranomadio P.elle 11

Anjakan’ny “Maro Andavaka” ankehitriny ny ao Andranomadio P/elle 11/43. Efa rava ity andian-jiolahy ity teo aloha saingy niverina indray izany izao.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 05 Jona 2014
Actualités.Ambohitrimanjaka Rongony 38 gony nodorana

Voasambotry ny polisy ny lehilahy iray, 39 taona, mpamongady rongony eto an-drenivohitra.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 05 Jona 2014
Actualités.Rakotomalala Julie 73 taona nanangonan-javatra, mbola mijoro hanandratra avo ny antsika Malagasy

73 taona mahery ny nanangonan-javatra i Rakotomalala Julie, mpitantana ny tranom-boky “Mini Génie Civil” eny Andranonahoatra Itaosy. Handray 83 taona izy ankehitriny saingy tsy mbola mahay mipetraka noho ny fitiavany manangona sy mizara ny fahaizana amam-pahalalana amin'ny manodidina azy amin'ny alalan'ireo boky an'arivony maro ananany.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 05 Jona 2014
Actualités.Serasera FB Kivy izahay, mafy be ny JK Group

Antso ho an’ny Malagasy tahaka ahy sisa no azoko atao, satria na ny fanjakana aza dia toa miraviravy tanana.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 05 Jona 2014
Actualités.Rtoa Vololona «Mody aloha foana ny vadiko hatramin’ny nikatonan’ny Bar tamin’ny 09ora alina»

Betsaka ireo tokantrano mahatsapa fa nahazo tombontsoa teto Antananarivo renivohitra hatramin’ny nandraisan’ny Kaominina fanapahan-kevitra mikasika ny tsy maintsy hanakatonana ireo toeram-pisotroana na «Bar» rehetra amin’ny 09 ora alina.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 05 Jona 2014
Actualités.Berthin Andriamihaingo Mety amin’ny PME ny tambin-ketra «retenue à la source»

Nifarana omaly rehefa naharitra hateloana ny «Salon BTP» nokarakarain’ny sendikan’ny Taotrano sy ny Asa Vaventy. Nandray anjara mavitrika tamin’ny hetsika kosa ny federasiona ivondronan’ireo orinasa madinika sy salantsalany avy amin’io sehatra io. Nisy ny resadresaka nifanaovana tamin’ny Sekretera Jeneralin’ny federasiona PME-BTP, Berthin Andriamihaingo.

Hamaky ny tohiny
FTT