• Talata 10 Jona 2014
Actualités.Akanin-jaza Arema Haverina indray ny “cantine”

Ambohipihaonan’ny fianakaviamben’ny Akanin-jaza Arema tetsy Analakely ny sabotsy 7 jona teo.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 10 Jona 2014
Actualités.Fanitaram-pahalalana Ireo raim-pianakaviana sy renim-pianakaviana no tena liana

Namoaka andiana mpianatra miisa 240 indray ny sekoly ambony UPRIM.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 10 Jona 2014
Actualités.Boston Lehilahy be diplaoma nisafidy ho mpanjaitra kiraro

«Tsy misy asa ratsy fa mahavelona avokoa raha ifotorana sy hajaina», hoy i Boston, raim-pianakaviana iray, 45 taona, mpanjaitra kiraro.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 10 Jona 2014
Actualités.Rovan’i Manjakamiadana Mety hanampy amin’ny famitana azy ny Japoney

Efa misokatra azon’ny daholobe tsidihana ny Rovan’i Manjakamiadana na dia tsy mbola vita tanteraka aza ny fanarenana azy, izay natomboky ny fitondrana Ravalomanana taorian’ny fahamaizany tamin’ny 06 novambra 1995.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 10 Jona 2014
Actualités.Antananarivo Mihoatra ny 15 taona ny 20%-n’ny fiara mifamoivoy

Niakatra ny tahan’ireo fiara mihoatra ny 15 taona mifamoivoy eto Antananarivo nandritra ny telovolana voalohany tamin’ity taona 2014 ity, hoy ny Ivontoeram-pirenena mikirakira ny antontanisa.

Hamaky ny tohiny
FTT