• Alarobia 11 Jona 2014
Actualités.International Crisis Group Mandrisika ny Tafika tsy hanao politika

Nandray anjara mavitrika hatrany teo amin’ny fiainam-pirenena Malagasy ny Tafika.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 10 Jona 2014
Actualités.Hasarotam-piaro Ramatoa bevohoka 3 volana notondrahan’ny rafivaviny asidra

Nitady am-badiny haka volan-jaza sy hikarakarana ny tokantranony no nivoahany ny trano, loza amin’atambo no nanjo an’i Roavavy Olivier Stanislas.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 10 Jona 2014
Actualités.Tsipoapoaka namoa-doza Nirefotra teny an-tanany, poa-maso ilay zaza

Zazalahy iray, fito taona, no poa-maso tsy fidiny ny sabotsy teo tokony ho tamin’ny 9 ora maraina, tao amin’ny Fokontany Andakoro Toliara, vokatry ny fipoahana tsipoapoaka nampirehetina nampidirina tao anaty tavoahangy kely.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 10 Jona 2014
Actualités.Takelaby misy laharan’ny fiara Voasazy izay tsy manara-penitra

Tsy azo ampiasaina intsony ireo takelaka misy ny laharan’ny fiara na «plaque d’immatriculation» tsy manara-penitra.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 10 Jona 2014
Actualités.Fampandriantany any atsimo 1 000 lahy no indray nahetsika, mandritra ny iray volana

Tantara nivalona ny fifampihantsiana hifanongana teo amin’ny governemanta sy ny solombavambahoaka.

Hamaky ny tohiny
FTT