• Sabotsy 14 Jona 2014
Actualités.Varotra vata fahitalavitra Mahalafo 10 isan'andro ireo tranombarotra

Tena mandeha tokoa ny tsenan'ny vata fahitalavitra amin'izao fiadiana ny amboara eran-tany ho an'ny baolina kitra izao na ny Mondial 2014 tanterahina any Brezila.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 14 Jona 2014
Actualités.Oniversiten'i Vakinankaratra Mandrisika ireo zanaky ny tantsaha hianatra bebe kokoa

"Roso 'ty tsa mipody koa !". Izay no azo ilazana ny fanorenana ilay rantsan'ny oniversiten'Antananarivo haorina ao Vakinankaratra.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 14 Jona 2014
Actualités.Satanika sa Ambalavelona ? Very fanahy ny ao Antsampanimahazo

Toy ny mahita menarana roa hanaikitra azy ireo andriambavilanitra, ary misy olona miakanjo fotsy lava mitondra antsy lava manenjika azy no mampisavoritaka ny saina ho an’ireo olona voan’ity asan-devoly ity.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 14 Jona 2014
Actualités.CRINFP Namoaka mampianatra «chômeurs» 1280

Nifamotoana eto Antananarivo ny solontenan’ireo mpampianatra mpikambana ao amin’ny AECM (Association des Enseignants du Collège de Madagascar) “promotion 2010” avy any amin’ny Faritra 19 misy CRINPF hitaky amin’ny fanjakana mahefa ny hamoahana haingana ny taratasy fanendrena azy ireo hiasa any amin’ny sekolim-panjakana (CEG) manerana ny Nosy.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 14 Jona 2014
Actualités.Paositra Malagasy Hitondra fomba fiasa vaovao

Hanaraka ny teknôlôjia vaovao ny fomba fiasan’ny Paositra Malagasy toy ireo sampandraharaha misahana ny fifandraisana maro samihafa eto Madagasikara.

Hamaky ny tohiny
FTT