- Talata 17 Jona 2014
Actualités.Tsarahonenana-Sahanivotry Tsy ampy taona ireo jiolahy manafika
Nitrangana fanafihan-jiolahy indray tany amin’ny Kaominina Tsarahonenana Sahanivotry, Distrikan’Antsirabe II ny herinandro lasa teo ka mpivarotra tao Anoramena, Fokontany Sahanivotry no lasibatra. Raha ny fanazavana nomen’ny lehiben’ny Zandary tao Tsarahonenana Sahanivotry ny Adjidà sefo, Be Victorien dia ny zoma 06 jona no nitrangan’ity fanafihana ity ary mponina tsy lavitra azy ireo ihany no nanafika.
Hamaky ny tohiny