- Alakamisy 19 Jona 2014
Actualités.Mahajanga Hiakatra 400 Ariary ny sarandalan’ny taksibe
Hamaky ny tohiny
Hamaky ny tohiny
Tompon’andraikitra maromaro eo anivon’ny polisim-pirenena ao Toamasina no nafindra toerana.
Hamaky ny tohinyEfa nisy ny depiote nanolotra manontolo ny karamany hanampiana ireo sekoly fanabeazana fototra amin’ny hamatsiana ny “cantine scolaire” hanohanana ara-tsakafo ny mpianatra.
Hamaky ny tohinyNiaka-dapa ny ankizy omaly, nisantatra sahady ny fankalazana ny faha-54 taona niverenan’ny fahaleovantenam-pirenena izay mifanindran-dalana amin’ny fankalazana ny iray volan’ny ankizy.
Hamaky ny tohinyNifamotoana teny Anosy nanoloana ny minisiteran’ny raharaham-bahiny ny fikambanana Hafari Malagasy omaly ho fanehoana fa tena mijaly ny vahoaka Malagasy eo amin’ny resaka ady tany. Fanamarihana nentin’ny filohany Rafanomezantsoa Jean Nirina moa fa tsy tokony horafetina maimaika ny lalàna momba ny fananantany.
Hamaky ny tohinyTranga roa samy tsy azo ambaniana ny tsy fandriampahalemana sy ny trafikana “bois de rose” any amin’iny Distrikan’i Tôlagnaro iny.
Hamaky ny tohiny