• Zoma 20 Jona 2014
Actualités.“Kermesse” miaramila Lasa “braderie” sisa ny ao Toamasina

Lazany fotsiny sisa no tazonina ho an’ny foloalindahy ao Toamasina mikasika ny fanaovana ny “kermesse” miaramila tafiditra amin’ny fankalazana ny 26 jona, izay fetin’ny tafika Malagasy ihany koa.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 19 Jona 2014
Actualités.Orinasa TIKO Hosokafana tsy misy hatakandro

Mazava ankehitriny ny resaka ! Hiverena hihodina ny orinasa TIKO. Tsy hisalasalana io. Tsapan’ny fanjakana mijoro ankehitriny ny lanjan’ity orinasan’ny filoha teo aloha Marc Ravalomanana ity, eo amin’ny toekarena Malagasy sy amin’ny fanomezana asa ny Malagasy.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 19 Jona 2014
Actualités.Indostria Malagasy Hanentana ny fanjifana ny «Vita Malagasy»

Hotanterahina ny 11 – 14 septambra ny SIM (Salon de l’Industrie de Madagascar). Mitety faritra manentana ireo mpandraharaha hiaraka hientana handray anjara amin’izany ny komity mpanomana.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 19 Jona 2014
Actualités.Cisco Ambatondrazaka Miatrika adina andrana ny ankizy ao amin’ny taona fahadimy sy fahasivy

Ankizy 8 087 mianadahy ao amin’ny taona fahasivy no miatrika adina andrana nanomboka ny Alatsinainy teo mahakasika ny fanomanan-tena hiatrehana ny fanadinana BEPC any amin’ny Cisco Ambatondrazaka.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 19 Jona 2014
Actualités.Centre Thermal Antsirabe Mikatona noho ny fikojana fanao isan-taona

Tafiditra tanteraka ao anatin’ny fikojakojana fanao isan-taona indray ny toeram-pitsaboana amin’ny alalan’ny rano mafana ao amin’ny “Centre Thermal Andranomafana” Antsirabe izay tokana eto Madagasikara.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 19 Jona 2014
Actualités.STK FJKM Vakinankaratra Nankalaza ny ivon’ny faha-40 taona nijoroany

Nankalazaina tao Antsirabe ny faran’ny herinadro teo ny ivon’ny faha-40 taona niorenan’ny STK FJKM niraisan’ireo tanora avy amin’ny Synodam-paritany Andrefana-Atsimon’Ankaratra miaradia.

Hamaky ny tohiny
FTT