- Zoma 20 Jona 2014
Actualités.Tsirin-kevitra Tia tanindrazana Madagasikara sy ny solika
Efa an-taonany maro no nahenoantsika fa manana solika i Madagasikara. Efa hatramin’ny taona 80 no efa nisy hira noforonin’ny tarika kalaza iray momba azy io, nefa ankehitriny, 30 taona aty aoriana, tsy mbola nisy nahazoantsika vokatra izany, afa tsy ilay fanandramana kely atao miaraka amin’ny orinasa JIRAMA angamba hatreto.
Hamaky ny tohiny