- Sabotsy 21 Jona 2014
Actualités.Hafari Madagasikara Hanangana sampana any ivelany
Hamaky ny tohiny
Hamaky ny tohiny
Nahitana lehilahy maty feno ratra omaly antoandro teny amin'ny Somagel Andohatapenaka, lalana mihazo an'Ivato.
Hamaky ny tohinyNanatanteraka fampisehoana ara-pilazantsara in-droa miantoana tany Canada ny tarika ny herinandro lasa teo, ka tao Québec ny alin’ny zoma 13 jona ary tao Montréal ny sabotsy alina.
Hamaky ny tohinyNotokanana omaly zoma 20 jona ireo asa fanitarana hiatrehan’ny seranan-tsambon’i Toamasina ny fifaninanana aty amin’ny ranomasimbe Indiana sy Afrika, tafiditra amin’ny “Tetikasa 2035”, araka ny nambaran’Atoa Avellin Christian Eddy, Tale jeneralin’ny SPAT.
Hamaky ny tohinyNisavorovoro teo Anakely omaly. Manohitra ny fandaminana ataon'ny Kaominina Antananarivo Renivohitra ireo mpivarotra amoron-dalana.
Hamaky ny tohinyHerintaona katroka izao no nisokafan’ilay trano be hiahiana ny fahasalaman’ny saina ao amin’ny Faritra Amoron’i Mania.
Hamaky ny tohiny