• Alatsinainy 23 Jona 2014
Actualités.Minisitra Roland Ratsiraka “Tsy maintsy vita ny lalan’i Marolambo sy lalam-pirenena faha-5”

Ho fifalian’ny minisitry ny asa vaventy Roland Ratsiraka niaraka tamin’ireo vahoakan’i Toamasina noho ny asa fanamboaran-dalana vita tao anatin’ny fotoana fohy dia nisy ny lanonana niavaka niarahany tamin’ny mponina teo amin’ny arabe manoloana ny lycée teknika Tanamakoa.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 21 Jona 2014
Actualités.Fitokanana zava-bita tao Toamasina Saika voatapim-bava i Roland Ratsiraka, tsy nampitenenina ny lehiben’ny Faritra

Notokanana omaly ireo lalana maromaro nasiam-panamboarana tao Toamasina tampon-tanàna.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 21 Jona 2014
Actualités.Bazary Be - Toamasina Nataon’Ambatovy manara-penitra

Tsena goavana, tsara, manaraka ny fenitry ny varotra ara-pahasalamana no azo ilazana ny tsenan’i Bazary be Toamasina izao.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 21 Jona 2014
Actualités.Fandriampahalemana Nanokafana paositry ny polisy eny Ampahibato Alasora

Notokanana omaly ny paositry ny polisy vaovao eny Ampahibato Alasora.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 21 Jona 2014
Actualités.Tetikasa Lumitsits Mampihena hatrany amin’ny 10% ny vola aloa

Tokantrano 55.000 tamin’ny Fokontany 130 eto an-drenivohitra sy ny manodidina no efa voatsidika tamin’ilay tetikasa Lumitsits ifandrimbonan’ny WWF, minisiteran’ny Angovo, ny Jirama ary ny Fondation Telma.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 21 Jona 2014
Actualités.Herisetra amin’ny vehivavy Miditra an-tsehatra ny Vondrona Afrikanina

Hanampy amin’ny fisorohana ny herisetra mihatra amin’ny vehivavy ny Vondrona Afrikanina. Hamatsy tetikasa 2 miompana amin’izany izy ka hanome vola 50.000 dolara.

Hamaky ny tohiny
FTT