• Alatsinainy 23 Jona 2014
Actualités.Lozam-pifamoivoizana nahatsiravina Nandriaka ny ra tany Behenjy

Nitrangana lozam-pifamoivoizana nahatsiravina tamin’ny lalam-pirenena faha-7, teo anelanelan’i Behenjy sy Ambatolampy omaly tolakandro, tokony ho tamin’ny efatra ora teo.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 23 Jona 2014
Actualités.Fandraisana mpampianatra Andraikitry ny Cisco sy DREN

Minisitera anisan’ny ahazoana fitarainana be indrindra amin’ny resaka kolikoly ny an’ny fanabeazam-pirenena.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 23 Jona 2014
Actualités.Hain-trano tao Tanamakoa Kila forehitra ny entana rehetra

Nitrangana hain-trano goavana tao Tanamakoa tsy lavitra ny tsena ny sabotsy nifoha ny alahady teo tokony ho tamin’ny 01ora maraina.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 23 Jona 2014
Actualités.Kaominina Tanjombato Zazalahy kely miisa 105 no noforaina maimaimpoana

Zazalahy kely miisa 105 no indray niara-noforaina maimaimpoana ny sabotsy 21 jona lasa teo teny amin’ny Kaominina Tanjombato.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 23 Jona 2014
Actualités.Lalan’i Sambaina-Faratsiho Vita ny fanavaozana

Anisan’ny mampitaraina ny mpampiasa lalana hatramin’izay iny lalana mampitohy an’i Sambaina Faratsiho mirefy 47 km iny, izay tsy vita tara hatramin’izao.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 23 Jona 2014
Actualités.Sophie Ratsiraka Nigadona an-tanindrazana ny faran'ny herinandro teo

Nigadona an-tanindrazana ny faran'ny herinandro teo i Sophie Ratsiraka, zanaka faravavin'ny filoha teo aloha Didier Ratsiraka.

Hamaky ny tohiny
FTT