• Alatsinainy 30 Jona 2014
Actualités.Zotra Paris - Tana Nanondrana indray ny Air Madagascar

Niteraka fahasosorana lehibe tamin’ireo mpandeha fiaramanidin’ny Air Madagascar tany Paris omaly hariva ny nampidinana azy ireo indray fa hoe mbola handeha ho any Marseille ilay fiaramanidina. Efa somary niakatra mihitsy ny feo ary niditra an-tsehatra ny polisy Frantsay nandamina ny raharaha....

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 30 Jona 2014
Actualités.Bianco Hanitsy toetsaina sy hamerina ny hasin’ny andrim-panjakana

Maika ny fandrafetana ny paikady nasionaly hiadiana amin’ny kolikoly, hoy ny tale jeneraly vaovao Andriamifidy Jean Louis.....

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 30 Jona 2014
Actualités.Faritra Bongolava Nilamina ny fety

Tontosa tao anatin’ny filaminana tanteraka ny fankalazana ny fetim-pirenena 26 jona ho an’ny Faritra Bongolava. Matso lehibe nandraisan’ireo vondron-kery rehetra misy ao amin’ny faritra toy ny miaramila,....

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 30 Jona 2014
Actualités.Fanafihana tao Toamasina Iray maty, iray naratra, basy “mac 50” nisy bala fito sarona

Toky nataon’ny talen’ny filaminana anatiny vaovao ao Toamasina, ny Jly LIE, ny hamerina ny filaminam-bahoaka, hanafay ireo jiolahy mpitam-basy manjakazaka....

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 30 Jona 2014
Actualités.Sakan-dalana Mahazo vahana any Sakaraha

Nikisaka any Sakaraha indray ireo olon-dratsy mpanakan-dalana amin’iny faritra atsimo iny raha somary mangingina indray ny eo anelanelan’Antsirabe sy Antananarivo, ny mihazo an’i Betroka miala eo Ihosy........

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 28 Jona 2014
Actualités.Ambato Boeny Mahajanga Tsy mahita lalao Mondial ny faritra sasany noho ny afitsoky ny Jirama

Tena tsy milamina mihitsy ny fiasan’ireo milina mpamokatra herinaratra ampiasain’ny Jirama any Ambato Boeny Mahajanga raha ny fitarainan’ny mponina any an-toerana nampitainy nivantana taty amin’ny gazety Tia Tanindrazana no asian-teny........

Hamaky ny tohiny
FTT