- Alakamisy 03 Jolay 2014
Actualités.Hain-trano tany Maharidaza Ambatondrazaka Olona 30 tsy manan-kialofana
Hain-trano tany Maharidaza Ambatondrazaka Olona 30 tsy manan-kialofana
Hamaky ny tohinyHain-trano tany Maharidaza Ambatondrazaka Olona 30 tsy manan-kialofana
Hamaky ny tohinyFeno 40 taona amin’ity taona ity ny FOFIFA na ny FOibem-pirenena momba ny FIkarohana ampiharina amin’ny Fampandrosoana ny eny Ambanivohitra
Hamaky ny tohinyAnisan’ny noresahana ihany koa tao Mahazoarivo nandritra ny filankevitry ny governemanta ny fandrafetana ny kaomisiona manokana manadihady ny olan’ny fananantany eto Madagasikara na(commission d’enquete parlementaire)......
Hamaky ny tohinyTsy azo hamaritana n’inona n’inona ny amin’ny hoe fiverenan’ny resaka « Foroche » any amin’ny Faritr’i DIANA indray, hoy ny filoha lefitry ny Antenimieram-pirenena Mahazoasy Mananjara Freddie Richard omaly teny Tsimbazaza, satria efa tranga niverimberina hatramin’ny fitantanan’ny Repoblika faha-3 izy io ka mbola mitohy hatramin’izao......
Hamaky ny tohinyHitsidika orinasa roa ao Antsirabe anio ny Dr Jules Etienne Rolland, minisitry ny Indostria sy ny fampandrosoana ny sehatra tsy miankina, ka ny COTONA sy ny TIKO no hojereny. Efa nampanantena ity minisitra ity raha nihaona tamin’ny solombavambahoaka teny Tsimbazaza ny 17 jona lasa teo fa tsy maintsy karohana ny fomba hanokafana sy hanohanana ny orinasa Malagasy............
Hamaky ny tohinyTsy vitsy ireo olona mitaraina noho ny tsy fanarahan-dalàna ataon'ny mpitatitra eto amintsika. Saika hita manerana ny kaoperativa rehetra izany. Anisan'ny tena hita sy mampikolay ny maro ny fihodinan'ny taksibe an-dalana, ny fanariana mpandeha, ny fakana ...
Hamaky ny tohiny