• Sabotsy 05 Jolay 2014
Actualités.Consul de Monaco Nizara bodofotsin’ankizy teny Andavamamba

Nanamafy ny firaisankinany amin’ny vahoaka Malagasy ny Consul Général Honoraire de Monaco, Cyril Juge. Toy ny fanaon’ity masoivoho ity isan-taona nanomboka tamin’ny taona 2010 dia tonga teny Andavamamba Anatihazo I, iray amin’ireo Fokontany 10 voatsonga tamin’ity taona ity hanaovana asa soa ny tenany omaly nanolotra bodofotsy miisa 150 ho an’ireo zaza latsaky ny 5 taona.....

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 05 Jolay 2014
Actualités.Didimpoitra Mety na dia ho an’ny zaza vao teraka aza

Tafiditra tanteraka ao anatin’ny vanim-potoanan’ny ririnina isika, andron-jazalahy, hoy ny sasany. Betsaka ireo ray aman-dreny no sahiran-tsaina amin’ireo zazalahy tsy mbola voafora. Raha araka ny fanazavana nomen’ny dokotera Fidy Bariniaina dia mety foana ny fanaovana .....

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 05 Jolay 2014
Actualités.Fanambaram-pananana Tsy dia mazoto loatra i Kolo sy ny ankabeazan’ny Minisitra

Takiana amin’ny tomponandraikitra ambony amin’ny fitantanana ny firenena ny fanaovana fanambaram-pananana apetraka eny amin’ny BIANCO. Lalàna no mamaritra izany. Hatramin’ny omaly zoma 04 jolay 2014 dia miisa valo ireo minisitra nanatanteraka izany,.......

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 05 Jolay 2014
Actualités.Mpisoloky gaigilahy Milaza ho iraky ny Prezidansa

Tsy misy tandroka tokoa ny ratsy. Tsy nampoizina ny endriky ny fisolokiana mihaja ka saika voafitaka hatramin’ny orinasa goavana iray tao Antsirabe. Ny zoma 27 jona no nitsidika ity orinasa misahana ny fambolena sy Fiompiana tao Antsirabe II ity ireo olona roalahy....

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 05 Jolay 2014
Actualités.Hery Rafalimanana “Ny sosialy” aloha !

Niseho an-tsehatra indray ny PDS talohan’ny tanànan’Antananarivo, Hery Rafalimanana, rehefa tsy hita nandritra ny fotoana naharitraritra. Teny amin’ny CCI Ivato, tamin’ny lanonana famoahana ny andiana mpianatra ANDRAINA......

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 05 Jolay 2014
Actualités.Fitateram-bahoaka Tazanim-potsiny ny tsy fanarahan-dalàn’ny taksibe

Tsy hoe fitiavana hanakiana be fahatany na koa fankahalana fa dia iaraha-mahita ny zava-misy. Tsy vitsy ny olona no mitaraina ny amin’ny afitsok’ireo taksibe miasa eto an-drenivohitr’Antananarivo

Hamaky ny tohiny
FTT