- Alarobia 09 Jolay 2014
Actualités.Mikatso ny fiainam-pirenena Variana mampahafantatra ny HVM ny mpitondra
Hamaky ny tohiny
Hamaky ny tohiny
Misafotofoto be ihany ny raharaha mikasika ilay tranga tany Antsampanimahazo ny alahady 06 jolay teo.
Hamaky ny tohinyManatanteraka varavarana misokatra etsy Antsobolo ny sekoly ambony ISPM, entina hampirantiana ny voka-pikarohan'ireo mpianatra manomboka ao amin'ny taona voalohany ka hatramin'ny
Hamaky ny tohinyMaro ny manomboka manontany tena momba ny fiavian’ny vola hanatanterahan’ny fitondram-panjakana ireo fampanantenana maro be ambaran’ny filoha Hery Rajaonarimampianina isaky ny mihetsika ireto. Raha ny tokony ho izy mantsy dia izay voasoratra ao anatin’ny tetibolam-panjakana ihany no azon’ny fanjakana ampiasaina......
Hamaky ny tohinyAsa fisolokiana Ny rahavaviny iray tampo aminy ihany no nivadihany
Hamaky ny tohinyNirefodrefotra ny feom-basy tao Toliara ny zoma teo tokony ho tamin’ny enina ora hariva. Jiolahy dimy tsy nisaron-tava nirongo P.A sy basy hafa no nanafika tranombarotra mpamongady zava-pisotro iray tao Andabizy ka lasa tamin’izany ny vola 20 tapitrisa Ariary niampy basy P.A 7,65 mm sy entana sarobidy hafa toy ny volamena
Hamaky ny tohiny