• Zoma 11 Jolay 2014
Actualités.CHRR Antsirabe Nahazo foibe fitehirizana sy fakana ra

Notokanana omaly alakamisy 10 jolay ny “Centre de Transfusion Sanguine Régional” na ny foibe fitehirizana ra an’ny CHRR Antsirabe sy ny fanolorana ilay fiarabe iray fanangonana ra any amin’ny Distrika manodidina

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 11 Jolay 2014
Actualités.Depiote Ravelohanitra Nirina Tany Afrika sy Chine nijery izay mahasoa ny Distrikan’Antsirabe II

Tsy hikely soroka mihitsy ny tenako hikatsaka izay hahasoa ny Distrikan’Antsirabe II nahavoafidy ahy, hoy ny depiote Ravelohanitra Nirina......

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 11 Jolay 2014
Actualités.Olan-tany any Fenoarivo Atsinanana Miantso ny fitondram-panjakana ny Fokonolona

Mba tsy hisian’ny toy ny tetsy Ankadimbahoaka Antananarivo ka nahatonga fandravan-tranon’olona anaty andro ririnina dia manao antso avo amin’ny fitondrana mahefa ankehitriny ny vahoaka any Fenoarivo Atsinanana....

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 11 Jolay 2014
Actualités.Festival Koezy 2014 Tafiditra ao anatin’ny fanompoana Doany

Hanomboka amin’ny alatsinainy 14 jolay ny fankazalana ny fomba aman-panaon’ny foko Sakalava amin’ity taona ity izay tafiditra ao anatin’ny “Festival Koezy 2014”. ....

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 11 Jolay 2014
Actualités.Mpiloka Mondial Tafakatra 20 tapitrisa Ar ny tontona, tovolahy 19 taona tapaka lalan-drà

Nahazoana akony hatrany ny lalao manasa-dalana voalohany nihaonan’ny ekipam-pirenena Brezilianina sy Alemaina amin’ny fiadiana ny tompondaka eran-tany amin’ny baolina kitra, ny alin’ny talata teo, tany Toliara. Teratany vahiny roa ka Karana ny iray naka Brezila raha vazaha mena sofina naka Alemà no niloka 20 tapitrisa Ariary. Nazava ho azy fa lasan’ity farany ny volabe, satria naharesy ny mpampiatrano 7 no 1 ny ekipan-dRainiboto nilokany. Raha ny fanazavana dia tam-pirahalahiana tanteraka no nanaovana ny loka ary nisy ny .......

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 11 Jolay 2014
Actualités.Savorovoro tao Antsapanimahazo Nidoboka any am-ponja avokoa na Ben’ny tanàna, na Sefom-pokontany miampy olona 26

Niakatra fampanoavana omqly alakamisy 10 jolay maraina ireo Fokonolona nosamborin’ny mpitandro ny filamiana taorian’ny sakoroka naharatrana olona roa tao Antsapanimahazo-Antsoantany ny alahady 06 jolay teo

Hamaky ny tohiny
FTT