- Sabotsy 12 Jolay 2014
Actualités.Mitazam-potsiny nefa… Mpiazo ny zon’olombelona
Vokatry ny krizy sa inona fa tena ahitana olona adala ao Soanierana Ivongo ao, ary misy tena mamono......
Hamaky ny tohinyVokatry ny krizy sa inona fa tena ahitana olona adala ao Soanierana Ivongo ao, ary misy tena mamono......
Hamaky ny tohinyMiaramila andiany faharoa ireto tonga any Alaotra ireto, izay hanohy indray ny asa ho fampandriana fahalemana ny Distrika roa dia Amparafaravola sy Ambatondrazaka......
Hamaky ny tohinyMpandroaka omby 8 lahy niainga tany Maintirano sy Tsiroanomandidy saika ho any Mananjary sy Manakara no nifamono rehefa tonga tao Ranomainty Vohibe, Kaominina Tsarazaza
Hamaky ny tohiny“Lapa Mozika”, no anarana nasalotr’i Sylvain Pascal Rakotondrazaka “Voahary”, izay mpahay mozika sy mpiangaly izany ny Akany iray mijoalajoala tokoa ary ahitana efitra maromaro toy ny fandraisam-peo.......
Hamaky ny tohinyEfa matetika loatra ny trangana fanendahana amin’iny toerana iny raha ny nambaran’ireo mpivarotra manodidina ny tsena. Anisan’ny tsy mamparisika ny olona hiantsena amin’iny toerana iny ny fisian’ireo mpanao sinto-mahery ireo ka aleo izahay hanala ny fonay. Izany no anisan’ny re teny an-toerana vao tratra ity tovolahy ity....
Hamaky ny tohinyAnkalazaina anio zoma 11 jolay ny Andro iraisam-pirenena ho an’ny mponina. Tsy latsa-danja fa manamarika izany ny ao Amoron’i Mania ka atrikasa andinihana sy hifanakalozan-kevitra no endrika hanamarihana izany
Hamaky ny tohiny