• Alatsinainy 14 Jolay 2014
Actualités.Fitsarana eto Madagasikara Mahaleotena tokoa ve ?

Laharam-pahamehana ho an’ny fitondrana Rajaonarimampianina ny famerenana ny fanjakana tan-dalàna, araka ny nambaran’ny minisitry ny Raharaham-bahiny Razafitrimo Lala Arisoa nandritra ny fivorian’ny GIS-M (Groupe International de Soutien-Madagascar) ny 9 jolay 2014 lasa teo

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 14 Jolay 2014
Actualités.Hain-trano tao Soanierana Ivongo Tsy misy mpanampy ireo traboina 40 tafo

Velon-taraina ny filoham-pokontany ao Ambinagny Atoa Tombozara Rolland fa tsy mba misy mpijery ireo tokantrano 40 traboina noho ny hain-trano nitranga tao Soanierana Ivongo tamin’ny 25 jolay teo

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 14 Jolay 2014
Actualités.Kaominina Sahanivotry-Manandona Manao fitadiavam-bola hanampiana ireo mpiasa an-tsitrapo

Sahirana tanteraka ny Kaominina Ambanivohitra manoloana ny tsy fandoavan’ny fanjakana ireo tohana maro tokony ho nataony.....

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 14 Jolay 2014
Actualités.Mitety trano ireo mpamaky trano Toeram-pivarotana roa nisy namaky, entana maro voaroba

Toeram-pivarotana tao amin’ny Fokontany Ambanivolafotsy sy Ampivarotanomby no notafihin’ny andian-jiolahy mirongo basy nifanelanelana ora iray ny zoma 11 jolay tokony ho tamin’ny 2 ora sy tamin’ny telo ora maraina......

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 14 Jolay 2014
Actualités.Morafeno Mahajanga Mpivarotra no mameno ny lalana rehetra

Bahanan’ny mpivarotra avokoa ny lalana rehetra miditra ao amin’ny Fokontany Morafeno Mahajanga

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 14 Jolay 2014
Actualités.Mpanendaka Noraisim-potsiny i Pa

Tra-tehaky ny Polisin’ny Boriborintany fahefatra etsy Isotry teo am-pangalarana sakaosina teratany vahiny tao anaty fiarany teny Ambalavao Isotry akaikin’ny Assurance MAMA i Pa ny zoma hariva teo

Hamaky ny tohiny
FTT