- Talata 15 Jolay 2014
Actualités.Dance 261 andiany faha-3 tao Antsirabe Lasan’ny Fusion Team Lycée St Martin ny fandresena
Mitombo isa isan-taona ireo sekoly mandray anjara amin’ny “Dance 261”, na ilay hetsika karakarain’ny ONG Ny Sahy entina hiadiana amin’ny ady amin’ny fidorohana zava-mahadomelina, ny fifohana sigara ary fihinanana paraky
Hamaky ny tohiny