• Alarobia 16 Jolay 2014
Actualités.Fifohana rongony ao Toamasina Miandahy miambavy ny fidorohana

Nanova fomba fiasa amin’ny fanenjehana ireo mpidoroka sy mpivarotra rongony ny polisy, araka ny toro-marika azon’izy ireo tamin’ny Talen’ny filaminam-bahoaka ao Toamasina

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 16 Jolay 2014
Actualités.Fizahantany Mpizahatany 3 hetsy no andrasana amin’ity

Manomboka miarin-doha tsimoramora ny sehatry ny fizahantany na mbola eo aza ny takaitra navelan’ny krizy taorian’ny fanonganam-panjakana tamin’ny 2009

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 16 Jolay 2014
Actualités.Famoran-jaza natao ho fety manetriketrika Nivadika ho gidragidra sy korontana

Mba hampalaza ny lanonana amin’ny fanatanterahana ny didimpoitra ny zanak’ity fianakaviana iray tany Ambatondrazaka dia natambatra ny fanatontosana ny hasoavan-jazan’izy ireo. Nanetriketrika ny fety, nitobaka ny galeoka

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 16 Jolay 2014
Actualités.Lalamby Ampefiloha Nisehoan’ny halatra hafahafa

Raiamandreny zokiolona iray no torana omaly maraina teny akaikin’ny lalamby Ampefiloha. Fantatra tamin’ny resaky ny manodidina fa avy nandray vola fisotroan-dronono ity raim-pianakaviana efa bebe taona ity

Hamaky ny tohiny
  • Talata 15 Jolay 2014
Actualités.François Goldblatt Mila manova toe-tsaina ny Malagasy

Nomarihana omaly teny amin’ny Résidence de France Ivandry ny faha-225 taona niorenan’ny revolisiona

Hamaky ny tohiny
  • Talata 15 Jolay 2014
Actualités.Akama 67 Ha Manana kandida 15 hiatrika ny CEPE

Niverina tany an-tsekoly nanao famerenan-desona farany mialoha hiatrehana ny fanadinana CEPE anio izy 15 mianadahy mpianatra kilasy faha-7 ao amin’ny Akanin’ny Marenina 67 Ha iandraiketan-dramose Lucien.

Hamaky ny tohiny
FTT