• Alarobia 16 Jolay 2014
Actualités.CEPE 2014 MAHAJANGA Nahitana zaza sembana ara-pihainona nandray anjara tamin’ny fanadinana

Sambany tao Mahajanga no nisy zaza sembana nandray anjara tamin’ny fanadinam-panjakana CEPE. Zaza avy amin’ny akany SEMAMA ao amin’ny fokontany Antanimalandy izy ireo izay miisa fito mianadahy

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 16 Jolay 2014
Actualités.CEPE nanodidina an’Antananarivo Nilamina afa-tsy ny teny Vontovorona

Nilamina tamin’ny ankapobeny ny niatrehan’ireo mpiadina ny fanadinana CEPE teto amin’ny faritra manodidina an’Antananarivo, toy ny teny amin’ny distrikan’Ambohidratrimo. Nahitana kilonga 538 avy amin’ny Epp 14 eny an-toerana izay novatsian’ny Tim Zanak’i Dada fitaovana toy ny fitsipika gaoma

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 16 Jolay 2014
Actualités.Famerenana ny zaza hiditra an-tsekoly Efa mandeha ny fanentanana isam-paritra

Efa miditra amin’ny fanentanana ny isam-paritra indray ny Minisiteran’ny fanabeazam-pirenena amin’izao mikasika ny famerenana ireo zaza nitsoaka an-daharana hiverina an-tsekoly

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 16 Jolay 2014
Actualités.Fanafihana mitam-piadiana Tranombarotra sinoa voaroba 6 tapitrisa Ar

Notafihin’ny jiolahy efa-dahy ny mangazay Sinoa iray ao Bazary Be, omaly tokony ho tamin’ny 11 ora antoandro

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 16 Jolay 2014
Actualités.Faritra Atsimo Mahavita miaro ny fokonolona amin’ny asan-dahalo ihany koa ny Jamà.

Anisan’ny manampy amin’ny fitandroana ny filaminana ny jamà, araka ny fanazavana nentin’i Totovelo, mponina avy any Ankililaoka Toliara. Ny jamà moa dia vatan-dehilahy karamain’ny fokonolona hiaro ny fananan’izy ireo amin’ny asan-dahalo

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 16 Jolay 2014
Actualités.Port Bergé Misavorovoro taorian’ny fanakanana ny «Festival Black Eyes»

Miakatra ny feo ao Port Bergé taorian’ny nanakanan’ny Kaominina tsy hampiasana ny “podium” ao Bazar Be

Hamaky ny tohiny
FTT