• Alakamisy 17 Jolay 2014
Actualités.Ady amin’ny kolikoly Mba mihetsika ny ministeran’ny fitsarana

Ahitana kolikoly daholo ny firenena rehetra manerantany. Tsy latsa-danja amin’izany ny zava-misy eto Madagasikara raha ity tranga mamoafady mamotika ny fiarahamonina ity no resahana. Voaporofon’ny laharana misy antsika eo amin’ny sehatra iraisam-pirenena ny mbola dingana goavana tsy maintsy lalovana hampihenana

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 17 Jolay 2014
Actualités.Mpanao gazety iray ao Toamasina Notorian’ny depioten’i Mananara Avaratra

Nampanantsoin'ny borigadin'ny zandary misahana ny heloka be vava tao Toamasina, ity mpanao gazety miasa eo anivon'ny vondrona "La Verité - Ino Vaovao Toamasina",

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 17 Jolay 2014
Actualités.Mpivarotra anaty lalana etsy Mahamasina sy Soarano Nampangalana sisiny dia mba nisavasava ny amboteazy

Trangan-javatra mba nahavelom-bolo ireo mpitondra fiara nanomboka afak’omaly talata 15 jolay ny nisavasavan’ny fitohanan’ny fifamoivoizana tetsy Anosy mihazo an’Andrefan’Ambohijanahary Toby Ratsimandrava iny sy teny Soarano Bulding Ramaroson. Tsotra ny antony, araka ny hita teny amin’ireo toerana ireo, dia ny fanakisahan’ny

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 17 Jolay 2014
Actualités.Henjana ny fanafihan’ny Emmo-Reg Toto vodibasy sy vaky trano teny Vontovorona

Notafihin’ny Emmo-Reg hatrany an-tranony ny mpianatry ny Polyteknika Vontovorona omaly taorian’ny voalaza fa fihantsiana sy tora-bato nataon’ireto farany ka naharatrana zandary iray. Natao hazalambo eran’ny Campus ny mpianatra taorian’ny zera grenady mandatsa-dranomaso nataon’ny Emmo-Reg

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 17 Jolay 2014
Actualités.Rafitra LMD Mila fotoana ny fifehezana azy

Sarotra ny lalan-kizorana ahatongavana amin’ny fampiharana an-tsakany sy an-davany ny rafitra «Licence-Master-Doctorat».

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 17 Jolay 2014
Actualités.Resin-torin’ny Mondial Hadinon’ilay tovolahy ny fisoratam-panambadiany

Nidiran’andro ara-bakiteny ! Tovolahy iray, 25 taona, no resin-tory avy nijery ny lalao manasa-dalan’ny Mondial 2014 nihaonan’i Pay-Bas sy Arzantina tamin’ny fahitalavitra

Hamaky ny tohiny
FTT