• Zoma 18 Jolay 2014
Actualités.Hasarotam-piaro Nokapainy ny tendam-bady aman-janany

Any am-ponja amin’izao fotoana izao ilay rangahy namono nahafaty ny zanany sy ny andefimandriny, vaovao efa notaterina teto ihany. Raha tsiahivina, Naka hazo fanaovana trano na golety tany akaikin’i Mandena maroamalona izy telo mianaka

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 18 Jolay 2014
Actualités.Tsy fandriampahalemana Mirongatra indray ny “KIDNAPPING”

Rehefa nangingina ny fanafihana mitam-basy tao ho ao dia ny fakana an-keriny indray izao no mahazo laka. Tato anatin’ny roa volana izao dia tranga telo no hita teto Madagasikara dia ny tany Taomasina, ny tetsy Ambatobe ary ny farany teo dia zanaka mpamongady iray eto Antananarivo no lasibatra

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 18 Jolay 2014
Actualités.Toamasina Tra-tehaka ny kolikolin’ny polisy

Ny alarobia teo no niakatra fampanoavana sy mpitsara manokana momba ny ady amin’ny kolikoly ireto polisy kaominaly 03 eo anivon’ny kaominin’i Toamasina noho ny fitorian’olona azy ireo teo anivon’ny Bianco Toamasina fa nanao kolikoly nivantana.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 18 Jolay 2014
Actualités.Lehilahy voahosin’ny kamiao Nandriaka ny ra teny Ampitatafika

Nitrangana loza mahatsiravina teny Ampitatafika eo amin'ny sampanana miakatra mankany

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 18 Jolay 2014
Actualités.« Opération coup d’arrêt » Dahalo 89 no maty, nisy manampahefana voasambotra

Araka ny tatitra nataon’ny zandarimariam-pirenena teny amin’ny toby Ratsimandrava omaly dia omby 1 038 amin’ny 1 561 no tafaverina any amin’ny tompony, dahalo 89 no maty ary 69 voasambotra nandritra ny « opération coup d’arrêt ».

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 18 Jolay 2014
Actualités.Orinasa SIRAMA Hametrahana tandapa koa ?

Mandindona ny orinasa SIRAMA ny siklaonina. Taorian’ny fanovana mpitantana teo anivon’ny orinasam-pitaterana anabakabaka Air Madagascar dia re izao fa mitodika any amin’ny SIRAMA indray ny fitsofana

Hamaky ny tohiny
FTT