• Sabotsy 19 Jolay 2014
Actualités.AZA NY RATSY NO ALAIN-TAHAKA (IIJaona 1 : 11)

Ho famaranana ity lahatsoratra momba ny Fivavahana sy ny fampandrosoana ity dia nofidiana manokana io lohahevitra io noho ireto antony ireto.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 18 Jolay 2014
Actualités.Vono olona mahatsiravina Sinoa vavy maty nihosin-dra tao anaty 4x4

Vono olona mahatsiravina ! Nisy fiara 4x4 Mazda BT50 double cabine miloko volombatolalaka, fitaratra mainty, mitondra laharana avy any Fianarantsoa, hitan’ny olona nijanona teny amoron-dalan’Ambatonosy, sisintany mampisaraka ny Kaominina Ambohimangakely sy Ankadikely Ilafy nanomboka ny alarobia tokony ho tamin’ny efatra ora tolakandro

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 18 Jolay 2014
Actualités.Dance 261 andiany voalohany any Ambositra Amin’ny sabotsy izao ny famaranana

Manao tohivakana ny famaranana ny hetsika “Dance 261” miady amin’ny paraky sy sigara karakarain’ny Earing Madagascar sy ny Ong Ny Sahy

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 18 Jolay 2014
Actualités.Banky BICM Efa nisy nahazo ny ampaham-bolany ny mpanjifa sasantsasany

Efa nahazo ny ampaham-bolany ireo mpanjifa ny banky BICM sasany, nanao hetsika mba hamerenana ny volan'izy ireo taorian'ny nanakatonana ity banky ity, roa volana lasa izay.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 18 Jolay 2014
Actualités.Vondron’ny dimy tonta BRICS Te hiala eo ambany vahohon’ny FMI sy Banky iraisam-pirenena

Nanao fihaonana an-tampony tany Fortaleza Brezila ireo filoham-pirenena dimy mandrafitra ny BRICS (Brezila, Rosia, India, Chine ary Afrika Atsimo) ny talata sy alarobia teo

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 18 Jolay 2014
Actualités.Tahotra an’i Chine Mamikitra mafy amin’i Côte d’Ivoire i Lafrantsa

Tsy tongatonga ho azy ny safidy an’i Côte d’Ivoire fa noho ny tanjaka ara-toekaren’ity firenena ity, nahavita nampitombo ny harinkareny hatrany amin’ny 10% tato anatin’ny telo taona. Anisan’ireo firenena manana maodely ara-toekarena fakan-tahaka aty Afrika i Côte d’Ivoire ankehitriny. Etsy an-kilany, ireharehan-dry zareo Frantsay fatratra ny fananany orinasa 200 miampy orinasa madinika sy salantsalany (PME) manodidina ny 400 tantanan’ny teratany frantsay any Côte d’Ivoire, namorona asa 35 000 ary miantoka ny 50%-n’ny hetra miditra ao amin’ny kitapom-bola ivorianina, hanehoany fa izy no mifehy ara-toekarena ity firenena ity. Tsy lavitr’izany ny eto Madagasikara ka tokony hanaitra ny hambom-pon’ny Malagasy tia tanindrazana.

Hamaky ny tohiny
FTT