- Sabotsy 19 Jolay 2014
Actualités.Polytech Vontovorona Sarotra tanterahana ny fitakiana
Ny fitakian’ny mpianatra hampakatra 100% ny vatsim-pianarana tsy nahazo fahafahampo, ny fianarana tapaka nandritra ny herinandro
Hamaky ny tohinyNy fitakian’ny mpianatra hampakatra 100% ny vatsim-pianarana tsy nahazo fahafahampo, ny fianarana tapaka nandritra ny herinandro
Hamaky ny tohinyFeno 11 taona katroka anio sabotsy 19 Jolay ny Radio des Jeunes na « RDJ ». Hiavaka tsy toy ny mahazatra ny fandaharana anio satria dia hiompana amin’ny fampandraisana anjara ny mpihaino ny ankamaroan’ny fotoana
Hamaky ny tohinyMafonja tamin’ity raim-pianakaviana iray any Ambatondrazaka ny namoizany ny vadiny izay mitondra vohoka.
Hamaky ny tohinyAraka ny nambaran’ny tale jeneralin’ny Samifin Razaraniaina Jean Claude dia kaontim-bola tany amin’ny banky miisa 48 no nakatona tamin’ny 2013 noho ny resaka famotsiam-bola na fanadiovana vola maloto
Hamaky ny tohinyOmaly hariva tokony ho tamin’ny 3ora sy sasany dia nisy olona maty hita teo ambany tetezan’i Tanjombato
Hamaky ny tohinyRabary Njaka tale kabinetran’ny filoha Hery Rajaonarimampianina , hoy i Alain Ramaroson ka mampiahiahy ihany ny zavatra tahaka izany.
Hamaky ny tohiny