• Alarobia 23 Jolay 2014
Actualités.Hafari Malagasy Voatokana ny foibe toerana any Antsirabe

Notokanana ny Sabotsy 19 Jolay lasa teo ny foibe toeran’ny HAFARI Malagasy ao Antsirabe ka tonga nametraka izany tamin’ny fomba Ofisialy mihitsy Atoa Rafanomezantsoa Jean Nirina, filoha Nasionalin’ny HAFARI Malagasy

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 23 Jolay 2014
Actualités.Karana nisy naka an-keriny Mampiahiahy ny vaovao miely

Mahazo vahana ny fakana an-keriny tato ho ato. Antananarivo sy Toamasina no tena isehoany. Lasa endrika fitadiavam-bola vaovao mihitsy aza izy ity.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 23 Jolay 2014
Actualités.VOKADRATSIN’NY SOLON’ANARANA MITOVY Nifonja 07 volana ary mbola henjehina i “Veve”…

Fahoriana, fijaliana, ary vola lany no niainan’ingahy “Veve” ny taona 2012 vokatry ny famonjana azy tsy fidiny tamin’ny fitoviana solon’anarana fotsiny.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 22 Jolay 2014
Actualités.Mpianatra Ankatso sy Vontovorona Nifandona tamin’ny mpitandro ny filaminana

Niara-nihetsika indray ny mpianatra eny Ankatso sy Vontovorona omaly maraina. Ireo mpianatra avy eny amin'ny politeknika no tonga nitarika ny hetsika teny an-toerana rehefa tsy mbola nivaly ny fitakiany ny amin'ny tokony hampiakaran'ny fanjakana ho 100 % ny vatsim-pianaran'izy ireo

Hamaky ny tohiny
  • Talata 22 Jolay 2014
Actualités.Aferana merkiora Nanjavona ny 30 tapitrisa ariary

Zava-doza no niseho tamin’ireto telo mirahalahy nandeha nividy merkiora tany Alaotra. Ny aina saika nafoy, ny entana tsy azo ary ny vola 30.000.000 ariary nanjavona. Avo lenta mihitsy ny soloky nahazo azy ireo.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 22 Jolay 2014
Actualités.AMBATO BOENY- MADIROVALO Trano telo kilan’ ny afo, olona 17 tsy manan-kialofana

Ravan’ny afo avokoa ny entana rehetra tao an-trano izay mitentina 5 000 000 ariary vokatry ny fahamaizana niseho tamin’ny tokantrano iray ary nitarika tamina trano hafa teo an-kilany izay tao amin’ny distrikan’Ambato-Boeny fokontany Madirovalo ny alakamisy teo

Hamaky ny tohiny
FTT