• Zoma 25 Jolay 2014
Actualités.Ankatso Mpianatra 3 indray voasambotra

Nanenjana ny hetsika fitakiana ny hampakarana 100% ny vatsim-pianarana ny mpianatra teny Ankatso omaly

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 25 Jolay 2014
Actualités.Mpirakidraharaha eny amin’ny fitsarana Manambana ny hitokona

Manambana ny hitokona ny mpirakidraharaha eny amin’ny fitsarana noho ny fahatsapan’izy ireo fa tena tsy araka ny tokony ho izy ny tombontsoa azon’izy ireo

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 25 Jolay 2014
Actualités.Antananarivo renivohitra Asiana “police mobile” manerana ny Fokontany rehetra

Ho tohin’ny ezaka entina mampandry fahalemana ny tanàna rehetra eto Antananarivo dia misy ny paik’ady vaovao noraisina

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 25 Jolay 2014
Actualités.Rajaonson Maminiriana Maika ny lalàna mifehy ny asa fanaovan-gazety

Fokontany 17 amin’ireo 34 ao anatin’ny boriborintany fahatelo no efa voatsidiky ny solombavambahoakan’i Madagasikara Rajaonson Maminiriana hatramin’ny nifaranan’ny fivoriana ara-potoanan’ny Antenimieram-pirenena ny 04 jolay 2014

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 25 Jolay 2014
Actualités.Fimpima Sampana Rabearivelo Notafian-damba 1 taona taty aoriana

Herintaona taty aorian’ny nivoahan’izy ireo tamin’ny fomba ofisialy ho mpikabary dia anisan’ireo notafian-damba tamin’ity volana ity ny avy amin’ny Andia Razafimahefa Alphonse izay nisy an-dRtoa Razakasoa Vero

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 25 Jolay 2014
Actualités.Andriamana Philémon Tsy afa-misaraka ny fampandrosoana sy ny fahalalana

Ny tanora no hoavin’ny firenena, hoy ny fomba fiteny nalaza tany amin’ny fiatombohan’ny taonjato faha-21 tany. Tsy mbola niova io fomba fijery io ho an’izao tontolo izao fa ny firenena isanisany no samy manana ny fandraisana sy ny fampiharana izany, araka izay mahamety azy avy. Ny sampanasan’ny Firenena mikambana misahana ny mponina moa dia nanamarika ny andron’ny 11 jolay 2014 ho fanomezan-danja manokana ny tanora ary anisan’izany isika eto Madagasikara. Vahinin’ny gazety Tia Tanindrazana amin’ity anio ity, Andriamana Philémon, tompon’andraikitra misahana ny tanora sy ny Vih/ Sida eo anivon’ny Fnuap. Resadresaka.

Hamaky ny tohiny
FTT