• Sabotsy 26 Jolay 2014
Actualités.Manamboninahitra lefitra miisa 119 indray no navoakan’ny sekoly ambonin’ny Miaramila Antsirabe na ny ACMIL izany omaly zoma 25 Jolay 2014

Mitsinjara ho andiany 3 ireo manamboninahitra lefitra navoaka ireo ka teo ny andiany

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 26 Jolay 2014
Actualités.ANDOHAROTSY SAKARAHA Malalaka ny va¬rotra toaka gasy, mividy hatramin’ny mpitandro ny filaminana

ANDOHAROTSY SAKARAHA Malalaka ny va¬rotra toaka gasy, mividy hatramin’ny mpitandro ny filaminana

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 26 Jolay 2014
Actualités.Vanim-potoanan’ny ririnina

Ny aretin’ny taovam-pisefoana no tena maro mamely ny olona amin’izao vanim-potoanan’ny ririnina izao, araka ny fanazavana nomen’i dokotera Fidy Bariniaina etsy amin’ny clinique Fidy Ambatomainty.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 26 Jolay 2014
Actualités.Asa fanaovan-gazety Nivoaka ny fonja i Jean Luc Rahaga sy Didier Ramanoelina.

Efa nampoizin’ny maro ihany ny didy navoakan’ny fitsarana omaly. Tsiahivina fa ny alakamisy alina dia nanao fanambarana ny minisitra telo lahy voakasiky ny lahatsoratra nataon’ireo mpanao gazety roa lahy fa hisintona ny fitorian’izy ireo.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 26 Jolay 2014
Actualités.“C.R.I.N.F.P” TOAMASINA NIVOAKA OMALY NY ANDIA “SAHY” SY “SEDRA”…

Omaly tao amin’ny foiben’ny “Centre Regional de l’Institut Nationale de la Formation Pedagogique” (CRINFP) Toamasina, ireo andia “Sedra” sy “Sahy” izay niofana nandritra ny 12 volana

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 25 Jolay 2014
Actualités.Andriahitantsoa Benjamin Mirindra ny fiaraha-miasa amin’ny mpanatanteraka saingy …

Manararaotra mitety ireo kaominina mandrafitra ny distrikan’Avaradrano amin’izao fotoana izao ireo solombavambahoakan’i Madagasikara mirahalahy avy amin’ny ankolafy

Hamaky ny tohiny
FTT