- Talata 29 Jolay 2014
Actualités.KAOMININA AMBATOMARINA MANANDRIANA Mila mpampianatra mahay mitantana
Tsy tsara intsony raha ny mpanao politika no mitantana ny kaominina fa tokony hovaina mpampianatra amin’izay raha te handroso.
Hamaky ny tohinyTsy tsara intsony raha ny mpanao politika no mitantana ny kaominina fa tokony hovaina mpampianatra amin’izay raha te handroso.
Hamaky ny tohinyNy 80 %-n’ny Malagasy amin’izao no miaina ao anatin’ny tsy fahasalaman’ny nify sy ny ativava. Noho ny halafosan’ny fitsaboana nify no volaza fa antony mahatonga izany raha eo ihany koa ny tsy fahampian’ny fanabeazana ho an’ny tsirairay, ampian’ny fihinanana zava-mafy izay mivadika ho asidra ao am-bava
Hamaky ny tohinyAraka ny tatitry ny Bianco na ny birao mahaleotena miady amin’ny kolikoly Toliara, ny herinandro teo, manodidina ny asa vitan’izy ireo ny enim-bolana voalohany tamin’ity taona ity, dia olona efatra tamin’ireo 24 voarohirohy noho ny kolikoly tamina raharaha folo natolotra ny fitsarana no nampidirina am-ponja, nahazo fahafahana vonjimaika kosa ny 20 ambiny
Hamaky ny tohinyEfa matetika loatra ny trangana lozam-pifamovoizana eto Antananarivo. Tamin’iny herinandro iny dia io no azo lazaina fa nameno ny lisitr’ireo niditra tao amin’ny sampana vonjy taitran’ny HJRA Anosy
Hamaky ny tohinyNiampy 124 indray ireo mpampivelona sy mpitsabo mpandidy eto amintsika. Mpianatra navoakan’ny INSPNMAD ny faran’ny herinandro teo izy ireo, nisalotra ny anarana Fitia, andiany fahadimy.
Hamaky ny tohinyIzaho mahita, hoy ny depiote Razafitsiandraofa Jean Brunel taferasa tamin’ny mpanao gazety maromaro, amin’ny toe-draharaha p pôlitika misy eto amintsika, ny vahaolana amin’ny savorovoro misy ankehitriny dia tsy misy afa-tsy ny fifanatonana sy fifampidinihana ka amoahana fifanarahana pôlitika vaovao eken’ny mpanao pôlitika hiaraha-miasa fa raha mbola samy hanana ny heviny beloha eto dia vao mainka hilentika lalina i Madagasikara ka rahoviana indray vao afaka amin’ny vahohon’ny mpanjanaka ny vahoaka ?
Hamaky ny tohiny