• Alakamisy 31 Jolay 2014
Actualités.Hivoaka amin’ny tapaky ny taona 2015 ny lalàna mifehy ny serasera

praiminisitra raha nihaona tamin’ireo tompon’orinasan-tserasera sy mpanao gazety vitsivitsy teny Mahazoarivo izy omaly. Nambarany ihany koa fa afaka mamoaka ny vaovao rehetra izay marim-pototra sy voaporofo ny mpanao gazety.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 31 Jolay 2014
Actualités.Tsy Aritra Hafa ihany i DADA

Zavatra tsy azo noeritreretina fa hiseho izao fikorontanan’ny fitantanana ny firenena izao tamin’ny fitondran’i Marc Ravalomanana. Tsy misy izany hoe ny filoha sy ny praiminisitra miteny zavatra mifanipaka izany

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 30 Jolay 2014
Actualités.Ambohidrapeto Trano roa nasesin’ny mpangalatra.

Ny herinandro lasa teo dia nitrangana asa fanafihana mitam-piadiana indray teny Ambohidrapeto Atsimondrano. Tokony ho tamin’ny 2 ora maraina tany ho any dia niditra tao amin’ny tanàna iray izay ana teratany vahiny ny jiolahy niisa efatra samy nirongo fitaovam-piadiana. Raha ny fanazavana azo dia mbola tao anaty torimaso ny tompon-trano no niditra ireto mpanao ratsy

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 30 Jolay 2014
Actualités.Aretin’aty Mety mahafaty ao anatin’ny herinandro monja

Malagasy manodidina ny 23% no mitondra ny tsimokaretina Ag Hbs mivadika ho aretina «hépatite». Mponina an-tanàn-dehibe 5% no tratran’ny aretin’aty B raha 25% kosa izany eny anivon’ny toerana ambanivohitra

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 30 Jolay 2014
Actualités.Banky BNI MADAGASCAR Vonona hanome vahana ireo mpandraharaha

Vonona hanome vahana ireo mpandraharaha indray ny banky BNI Madagascar. Nampahafantaran'izy ireo omaly tetsy amin'ny foibeny etsy Analakely ny fisokafan'ilay hetsika hahafahan'ny rehetra mindram-bola ao aminy, haharitra roa volana

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 30 Jolay 2014
Actualités.Toeram-pisotroan-toaka Marobe ireo tsy manara-dalàna tsy maintsy nosaziana

Mahatratra 169 hatreto ireo toerana fisotroan-toaka na “bar” efa voasazy taorian’ny fidinana ifotony nataon’ny kaominina Antananarivo Renivohitra

Hamaky ny tohiny
FTT