• Zoma 01 Aogositra 2014
Actualités.Pastera Benjamina Hiakatra fitsarana anio

Hiakatra fitsarana anio zoma 01 Aogositra i Pastera Benjamina, mpitarika fiangonana zandriny iray eto an-drenivohitra

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 01 Aogositra 2014
Actualités.Hala-jaza tao Antsirabe Nidoboka any am-ponja ilay ramatoa

Niakatra fampanoavana tamin’ny Alarobia lasa teo ilay renim-pianakaviana iray tratra nangala-jaza tao Antsirabe.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 01 Aogositra 2014
Actualités.Rakotomavo José : Tsy niova ny fiainan’ny Malagasy tao anatin’ny enim-bolana

Azo lazaina ho mafampana ny toe-draharaham-pirenena ankehitriny. Misongadina amin’izany ny resaka fampihavanam-pirenena lazaina fa vahaolana hampitony sy hampilamina ny fiarahamonina Malagasy. Resy lahatra amin’ny fanatanterahana azy io ny Vondron’Antanimena tarihin’ny profesora Rakotomavo José. Niresaka taminy ny gazety Tia Tanindrazana.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 01 Aogositra 2014
Actualités.Fihaonana Etazonia-Afrika Hanainga anio ny delegasiona Malagasy

Handao an’i Madagasikara ka hihazo an’i Etazonia anio zoma ny filohan’ny repoblika sy minisitra 4 hanatrika ny fihaonana an-tampony Etazonia-Afrika ny 2 ka hatramin’ny 6 aogositra izao.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 01 Aogositra 2014
Actualités.Hotanterahana manerana ny faritra 22 mandritra ny volana septambra

ny atrikasa hanangonana hevitra hanatanterahana ny fampihavanam-pirenena. Eto Antananarivo kosa no handrafetana farany ny fehin-kevitry ny fampihavanam-pirenena amin’ny volana oktobra.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 01 Aogositra 2014
Actualités.Gazety Tia Tanindrazana Ao anaty lisitra mainty

Mba mahagaga ihany fa amin’izao fotoana mampanan-danja ny serasera sy ny fifandraisana izao dia mbola misy minisitera sahy manilika mpanao gazety ihany. Mazava ny tenin’ny tompon’andraikitra iray avy ao amin’ny minisiteran’ny fanabeazam-pirenena omaly teny Ananinarenina fa tsy anisan’ireo gazety nantsoin’ity minisitera ity hanatrika ilay valandresaka ho an’ny mpanao gazety nokarakarainy ny Gazety Tia Tanindrazana, izay nanana solontena teny an-toerana.

Hamaky ny tohiny
FTT