• Talata 05 Aogositra 2014
Actualités.LES ROSSIGNOLS Hanangana oniversite amin'ny renivohi-paritany efatra

Hanangana oniversite amin'ny renivohi-paritany efatra ny sekoly Les Rossignols etsy Ambohimanarina

Hamaky ny tohiny
  • Talata 05 Aogositra 2014
Actualités.MPIASAN’NY KAOMININA ANTSIRABE I Hitokona fa tsy nandray karama

Miomana amin’ny fitokonana indray ny mpiasan’ny kaominina Antsirabe amin’izao fotoana. Fantatra io nandritra ny resaka nifanaovana tamin’ny mpiasa sasantsasany. Raha ny voalaza dia manodidina ny fitakiana karama hatrany no olana satria hatramin’izao dia mbola mahatratra telo volana no tsy azo. Raha ny nambaran’ireo mpiasa dia toa tsy

Hamaky ny tohiny
  • Talata 05 Aogositra 2014
Actualités.Mpitondra mankany ivelany Zon’ny vahoaka ny mahalala ny teti-bola laniana

Antoky ny fampandrosoana ny firenena ny mampiroborobo ny fifandraisana amin’ireo firenen-kafa. Manana adidy sy andraikitra noho izany ny mpitondra fanjakana isanisany manamafy ny fiaraha-miasa eo amin’ny sehatra iraisam-pirenena. Fomba amam-panaon’ireo governemanta manerantany ihany koa anefa ny manao kajy tsotsotra manoloana ireny fivoahana mankany ivelany ireny

Hamaky ny tohiny
  • Talata 05 Aogositra 2014
Actualités.Fomban-drazana Antambahoaka any Mananjary Ny Ampanjaka ihany no tompon’ny teny farany amin’ny “Sambatra”

Tsy lanonam-pikoranana tahaka ny “Festival de la baleine” na ny “Donia” … ny Sambatra, hoy ny AZAM (Association des Zafiraminia pour l’Avenir de Mananjary) izay nosoloin’i Tsito sy Alain Roger tena nitafa fohy tamin’ny mpanao gazety ny sabotsy teo teto Antananarivo. Fomban-drazana mihatra aman’aina io ka tsy tokony hanaovana fitadiavana

Hamaky ny tohiny
  • Talata 05 Aogositra 2014
Actualités.Centre Rassoul sy Inisma ary Rvs mpanao asa soa Nizara vary sy laoka teny Soavinandriana indray

Taorian’ny ramadany dia nanohy ny asa soa fanaony ny Centre Rassoul Akram, ny Inisma sy ny radio RVS. Nifantoka tany am-ponja sy toerana fanabeazana samihafa ny asa soa notanterahan’ny mpikarakara teo aloha

Hamaky ny tohiny
  • Talata 05 Aogositra 2014
Actualités.Tafaverina an-tanindrazana rehefa avy nitsidika tanàn-dehibe 4 tany ivelany izy 60 mianadahy avy ao amin’ny andiany faha-10 n’ny Centre d’Etudes Diplomatiques et Stratégiques (CEDS). I Dubai, Washington

New York ary Johannesburg no notsidihana, ary tao amin’ny foiben’ny firenena mikambana ao New York no nizarana ny maripahaizana ho an’ireo 60 mianadahy nahavita ny fianarany tamin’ity indray mitoraka ity. Ny minisitry ny fiarovam-pirenena moa no mpianatra mendrika indrindra tamin’ity andiany faha-10 ity raha toa ka ny filoham-pirenena no ray mpiahy azy.

Hamaky ny tohiny
FTT