- Talata 05 Aogositra 2014
Actualités.Distrikan’Ikalamavony Anjakan’ny dahalo tanteraka
Hita ny ezaka ataon-dRtoa Solombavambahoka voafidy tao Ikalamavony, nefa dia mbola mitohy hatrany ny asan-dahalo. Tamin'ny sabotsy 2 aogositra 2014 vao maraina tao Ambatoalapa FKT Mandro kaominina ambanivohitr’i Mangidy ao amin’ny distrikan’Ikalamavony no notafihin-dian-dahalo maherin'ny 30 nirongo fitaovam-piadiana. Nirohotra ny fokonolona namonjy koka nefa atody miady amam-bato
Hamaky ny tohiny