• Alakamisy 07 Aogositra 2014
Actualités.Lalana Mananara Avaratra-Toamasina Roa andro maninjitra no hanalana ny 260 km

Tsy mba ny dahalo tahaka ny any amin’ny toeran-kafa eto amin’ny nosy no mampijaly ny vahoaka any amin’ny distrikan’i Mananara Avaratra Faritra Analanjirofo, hoy ny depiote Raharinirina Sidonie, fa ny lalana

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 07 Aogositra 2014
Actualités.Manarintsoa Isotry . Nifarana omaly ny asa fanadiovana ny tanàna.

Tafiditra ao anatin’ilay tetikasa volavolain’ny fihadidina ny repoblika ny fanadiovana ny tanànan’Antananarivo. Omaly 6 aogositra no nifarana ity tetikasa ity ka teny manarintsoa isotry no namaranana izany

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 07 Aogositra 2014
Actualités.Diplaomasia Robert T Yamate no masoivohon’i Etazonia vaovao

Hanolotra vola 33 miliara dolara ho ampiasaina aty amin’ny kontinanta Afrikana i Etazonia, izay no vaovao lehibe tamin’ilay fihaonana an-tampony teo amin’ny Afrika sy Etazonia notanterahana tany Washington ny alatsinainy ka hatramin’ny omaly alaraobia.Ankoatra ny AGOA dia hahazo tombotsoa avy amin’io vola io koa i Madagasikara

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 07 Aogositra 2014
Actualités.FANAMBARAM-PANANANA Nanao be fiavy teny amin’ny Bianco ny mpitsara tao Toamasina

Raha ny tarehimarika eo anivon’ny Bianco Toamasina, dia mitana ny laharana voalohany amin’ny “fanaovana kolikoly” ny seham-pitsarana ao Toamasina, raha ny tatitra nivoaka farany. Vokany nihetsika izy ireo notarihan’ny filoha voalohan’ny fitsarana ambony Atoa Ramananjatovo Harison Henri,

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 07 Aogositra 2014
Actualités.FIARA TSY NETY NIJANONA Nitifitra avy hatrany ny polisy

Nitrangana seho hafahafa indray teto Antsirabe ny alin'ny talata 05 aogositra lasa teo tokony ho tamin'ny 8 ora sy sasany alina

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 07 Aogositra 2014
Actualités.Ramatoa maty voahitsaky ny kamiobe Nikarepoka ny lohany

Ramatoa iray tokony ho 45 taona indray no maty voahitsaky ny kamiobe tao fokontany Antanambao-Atsinanan’Ivohitra ny marainan’ny Talata 05 aogositra lasa teo

Hamaky ny tohiny
FTT