• Alakamisy 07 Aogositra 2014
Actualités.Tsy manam-panahy intsony

Soa ihany fa misy ny ekipam-pirenena U18 amin’ny taranja basketball mba mampifaly sy mampiray fo amam-panahy ny malagasy, mba hanadinoina ny sorisory sy tebitebin-tsaina ary ny fahasosorana isan’andro.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 07 Aogositra 2014
Actualités.Famahana ny olan’ny oniversite Manjavozavo ny resaky ny minisitra

Nisy omaly ny fanambaran’ny minisitry ny fampianarana ambony mahakasika ny olana misy eny anivon’ny Oniversite

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 07 Aogositra 2014
Actualités.Fanadinana BEPC Hivoaka anio ny voka-panadinana

Omaly no nanaovana ny fandinihana ny naoty farany ambany azo ekena fa afa-panadinana amin’ny BEPC na déliberation

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 07 Aogositra 2014
Actualités.FIER MADA Hisintona ny mpanjifa vahiny

Hetsika efa manana ny toerany eto amin’ny firenena ankehitriny ny «Foire Internationale de l’Economie Rurale de Madagascar» na FIER-Mada, araka ny fanazavan’ny filoha mpanorina Ramanantsoa Jacques

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 07 Aogositra 2014
Actualités.Exode Urbain karakarain’ny Hafari Malagasy Natomboka ny talata teny Andranomasina ny ny ady fototra voalohany

Nanatanteraka hetsika ady fototra voalohany hananganana trano fivarotana “pavillons” 10 sy Cité 10 ary trano “Chalet” 10 hafa koa teny amin’ny fokontanin’Andranomasina ao amin’ny kaominin’Ambohimanjaka distrikan’Ambohidratrimo, ny talata teo, ny vovonana Hafari Malagasy sy ireo mpanao fangatahana mpisitraka ny tany hanatanterahana ny tetikasa

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 07 Aogositra 2014
Actualités.Mahajanga Nidina an-dalambe ireo mpivarotra voaroba

Tsy mbola milamina ny tampon-tanànan’ i Mahajanga taoriana ny korontana niseho ny alatsiniainy teo noho ny fandroban’ireo mpianatra ny oniversite ny entana ireo mpivarotra teny amin’ny vy lava

Hamaky ny tohiny
FTT