- Zoma 08 Aogositra 2014
Actualités.Fahaverezan’entana miverimberina Nadihadian’ny polisy ny tompon’andraikitra Paositra Malagasy Tolagnaro
Nitondra ny alahelony tany amin’ny mpitandron’ny filaminana tao Bazaribe Taolagnaro ny alarobia teo ny ramatoa iray izay very entana. Entana voalaza fa nalefan’ny havany avy any andafy. Raha ny voarakitra taomin’ilay fanazavana mahakasika manamariina ny entana dia fakantsary no nalefan’olona ho azy
Hamaky ny tohiny