• Sabotsy 09 Aogositra 2014
Actualités.Kalon’ny Fahiny sy Ba Gasy Hanakoako eny amin’ny AFT Andavamamba

Mankalaza ny faha-15 taona niorenany amin’ity taona ity ny tarika R’Imbosa. Hanatanteraka fampisehoana rindran-kira manasongadina ireo Kalon’ny Fahiny miaraka amin’ny Ba Gasy

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 09 Aogositra 2014
Actualités.Lozam-piarakodia teny Katsaoka Ahiana ny valifaty

Mponin’Imeritsiatosika avokoa ny ankamaroan’ireo namoy ny ainy sy ireo naratra mafy vokatry ny fifandonan’ny taksibrosy teny Katsaoka, amin’ny lalam-pirenena voalohany ny talata lasa teo.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 09 Aogositra 2014
Actualités.TAPATAPANY

* Ny Kongresy amerikana no tompon’ny teny farany amin’ny fanalavana ny fe-potoana momba ny AGOA nangatahan’ireo filoham-panjakana afrikana, hoy ny filoha amerikana Barrack Obama.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 08 Aogositra 2014
Actualités.Hiverina ny 2009 600 lahy hanakorontana an’Antananarivo

Vatan-dehilahy 600 avy any amin’ny faritra no fantatra araka ny fanambaran’ny mpitandro ny filaminana omaly fa kasaina ampiakarina eto Antananrivo renivohitramba hanakorontana ; efa nisy andiana tanora 60 lahy niraka tamina antsy be kalaza tratra teny amin’ny fiantsoanan’ny taksibory eny amin’nyfansan’ny karana ny alatsinainy lasa.Rehefa nadihadiana izy ireo dia nilaza fa avy any antsirabe, nisy naniraka, ary mbola manana namana hafa ho avy eto

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 08 Aogositra 2014
Actualités.Afera boaderozy -Tolagnaro Nampidirina am-ponja ny talem-parity ny ala sy ny tontolo iainana

Niampy iray indray ireo olona nampidrina any am-ponja manahakasika ny boadeerozy any amin’iny faritra Anôsy iny. Ny fiandohan’ny herinandro teo iny raha mbola nanantena ny tsy hoanisan’ireo nahihina fa afa madiodio ilay tale-paritra kanjo nosamborina nanaovana fanahadihadiana

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 08 Aogositra 2014
Actualités.Voka-panadinana BEPC Mbola ho tononina tahaka ny tamin’ny taon-dasa ny an’Antsirabe

Raha efa mifaly avanja sy miandry “arrosage” ary samy nilaza daholo fa andeha haka fialan-tsasatra amin’izay, ireo mpiadina nahatratra 53,54 % afaka ny fanadinanana BEPC 2014, ho an’ny Fari-piadidiam-pampianarana Antananarivo-Renivohitra dia mbola mitaintaina toy ny saobakaka ambody riana kosa ny mpiadina ao any Antsirabe Vakinankaratra.

Hamaky ny tohiny
FTT