- Talata 12 Aogositra 2014
Actualités.Nanambady vazaha ny sipany Namono tena ilay tovolahy tokony hanala Bacc
Aza mba sendra ny tovovavy jilajilaka ihany fa dia ataony manao ny tsy fanao mihitsy. Izany no azo hamehezana ity tranga iray tao amin’ny fokontany Ampasikibo Toliara, ny asabotsy atoandro teo. Tovolahy iray 19 taona hanala fanadinana bakalorea ankapobeny amin’io herinandro ambony io no nisarahan’ny sipany,
Hamaky ny tohiny
