• Talata 19 Aogositra 2014
Actualités.TAPATANY

Nofaranana tamin’ny «Mega Meeting» tetsy Antsahamanitra ka nandraisan’ny Révérend Pravi (avy any Aostralia) anjara niaraka tamin’ny Apostoly Michaël Daniel filoha, ny fihaonambe nasionalin’ny «Eglise Rhéma de Madagascar» natao teny amin’ny foibe Ambatolampy Antehiroka ny 15, 16, 17 aogositra 2014. Fiderana sy vavaka ary fanasitranana no natrehana nandritra izay telo andro izay.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 19 Aogositra 2014
Actualités.Toetr’andro Efa hanomboka hafana amin’izay

Mbola tena miaina tanteraka ao anatin’ny vanim-potoanan’ny ririna isika amin’izao raha, araka ny fanazavan-dRandrianarivoson Rivo, tompon’andraikitra eo anivon’ny

Hamaky ny tohiny
  • Talata 19 Aogositra 2014
Actualités.Vono olona hafahafa any Amparafaravola Feno razana voarasarasa mivalapatra any anaty zetra

Mandry tsy lavo loha lava izao ny mponina ao anatin’ny Distrikan’Amparafaravola, indrindra ny ao anatin’ny Kaominina Morarano sy Ambatomainty ary Anororo.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 18 Aogositra 2014
Actualités.Orinasa SECREN Hatao varoboba amin’ny vazaha koa ?

Mampanahy ny hoavin’ny Secren. Fantatra mantsy izao fa dia voasazy handoa vola 1.400 tapitrisa Ariary, miaraka amin’ny onitra 165 tapitrisa Ariary, ity orinasa malagasy mpanamboatra sambo reharehan’Antsiranana ity.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 18 Aogositra 2014
Actualités.Mpizara karama maty notifirin’ny jiolahy “Tandrevaky ny Kaominina”, hoy ny maro

Mbola resabe ao Toamasina ny nahafaty ilay mpiasan’ny Kaominina, Atoa Davida, maty notifirin’ny jiolahy ny alakamisy antoandro teo.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 18 Aogositra 2014
Actualités.Fanadinana bakalorea Ny taranja filozofia no hisantaran’izy 156.346 azy anio

Hanomboka anio alatsinainy 18 ka tsy hifarana raha tsy ny alakamisy 21 aogositra ho avy izao ny fanadinana bakalorea amin’ity taom-pianarana 2013-14 ity. Nahatratra 156.346 ireo mpiadina voasoratra anarana manerana an’i Madagasikara ka sokajy ankapobeny ny 146.942 amin’ireo ary mitsinjara amin’ireo foibem-panadinana miisa 252.

Hamaky ny tohiny
FTT